SOC | Semence certifiée, garantie de la production

Katalaogim-paritra mirakitra ny karazamboly any Faritra Androy sy Anosy
(Rafitra "Semences de Qualité Déclarée

Io rejistra io dia mirakitra ireo karazana masomboly trandrahina any amin’ny faritra Boina  ao anatin’ny  rafi-pamokarana  SQD na « Système des Semences de Qualité Déclarée » na « SQD ». Ny karazana azo avy amin’ny fikarohana nasionaly na maneran-tany dia raketina ao anatin’ny lisitra A. Ny lisitra B kosa dia mirakitra ireo karazana novokarina sy hita teny ifotony na “variétés locales”. Ireo karazana hita io teny ifotony ireo dia nandalo fanadiovana ary nankatoavin’ny « Comité Régional Consultatif d’Inscription des Variétés » na « CRCIV ».

Lisitra

Vondrona sokajimboly

Sokajy

Isan’ny karazanaa

Anaran’ny Karazana

A
(24 Karazana nohatsaraina )

Serealy

Tsako

06

 Bakoly, RAT 200, Mailaka, Pool 16, Pool 18 ary Volasoa

Apemba

02

IRAT 200 sy MACIA

Fakana menaka

Voanjo

1

Fleur 11

Legiminezy

Tsaramaso

04

Cal 98, RI 5-2, Ranjonomby ary DRK64

Voly mamody

Balahazo

05

 81/00110, I 96 / 0191, I 91 / 0427, MM 96/5725, TME 14,

Bageda

02

Mahafaly sy Mendrika

Vilona

Brachiaria brizantha

03

Brachiaria brizantha, Brachiaria brizantha cv marandu, Brachiaria ruziziensis

DESMODIUM

01

Desmodium uncinatum

B

(77 karazana zanatany)

Serealy

Tsako

03

AMANINAGNOMBE, MAHATEA, TSIOMEMBALIHEJE

Bajiry

03

BESOMOTSE, BEVAOKE, SARETSAKO

Apemba

05

BEHOFAKE, BORALOHA, BOTRA, MIARETSE, RASTA

Legiminezy

Ambatry

6

Androy, Malaky, Saginoke, Tsipoy, Vahombe, Vandagne

Dolika

7

Bevoa, Lohapitse, Manja, Ondragne, Salovagne, Salazagne, Vorompotsy

Tsaramaso

8

ANTOLINTSATSAKE, BIBA, JIRIOKE, MALOGNE, MANDRONONONO, MENANGOE, PAROMENA ,VAKIVOHO

Konoke

6

ATOLINKIBO, MAFIRY, MAMY, MATSATSAOKE, PAROMAINTY, SOAMASO

Mokona

1

GARADAKE

Pitipoa

1

BORIKELE

Voanjobory

4

FITATSE, MAINTE, SOALAOKE, VATOPILETSE

Kabaro

03

MENALOHA, SORAMENA, TSIMEDA

Antsoroko

07

BABOKE, FARIMASO, MAHALAY, MALAINDRAFE, MORAMASAKE, TOVONDIO, TSIMIRORO

Fakana menaka

Voanjo

7

BARAMANA, BOHA, KANETY, MAROANAKE, MENAHOLITSE, VAKIHOLITSE, VARIRAGNE

Kinana

2

MENAVOLO, TSIMIPIKE

Vilona

Raketa

3

BESOFIGNE, NYLON, SOMIZE

Desmodioma

2

DOROBOKE, JAJIRIKE

Siratro

1

TELORAVEGNE

Voly mamody

Bageda

8

BEMAREFO, BESOLO, BETOROVOKE FOTY, MAHARAVO, MANDROMBAKANAKE, MENALOHA, PELAMAINTY, SAREFANGITSE

Lisitra A

Lisitra B : Karazana Zanatany