Ny 26 ka hatramin’ny 27 aogositra 2024, ao anatin’ny dingana fankatoavana karazam-boly vaovao « katsaka SOMTUX » dia nanatanteraka fitsidihana ireo andrana Distinction, Homogénéité et Stabilité (DHS) sy Valeur Agronomique, Technologique et ...
Ny 03 Jona 2019 no nisy Fianianana voalohany nataon’ireo Mpitsirika masomboly ka tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany Anosy Antananarivo no nanaovana izany. 105 no isan’ireo Mpitsirika masomboly vita fianianana ireo ...
Tamin’ny taona 2019 dia 1 001,08 taonina ny vokatra masombolim-bary voamarina ka ny 869,48 taonina dia vary an-drano ary ny 131,6 taonina dia vary an-tanety.
Na dia teo aza ny fisian’ireo loza voajanahary sy olana maro samihafa nitranga nandritra ny taona 2020 (tondra-drano tamin’ny fiantombohan’ny taona, avy eo ny valan’aretina COVID-19), dia niakatra be ny ...