Sarin-tanin’ny Karazamboly eto Madagasikara
Ity sarin-tany ity dia maneho ireo karazamboly rehetra novolena eo anivon’ireo faritra misy famokarana masomboly eto Madagasikara. Ahitantsika ny Vary an-drano (“Riz irrigué”), ny Vary an-tanety(“Riz pluvial”), ny Legioma isan-karazany, ny Tsaramaso, ny Voanjo, ny Lojy, ny Ambatry, ny Antsoroko sns. Ireo hita ao amin’ny sarin-tany iroe dia izay karazana novokarina ho masomboly voamarina tato anatin’ny telo taona lasa.
